Sosialy

Fahavaratra, lohataona, ririnina Mampikolay hatrany ny delestazy


  • Alakamisy 12 Janoary 2023

Araka ny efa nanapoizana azy tamin’ny mbola fotoanan’ny main-tany dia mampikolay ireo mpanjifan’ny Jiro sy rano malagasy indray ankehitriny ny fahatapahan’ny herinaratra lavareny na delestazy.

Raha nahamaivay tamin’ireny fotoana ireny ny tsikera hoe main-tany aza izao no zava-mitranga maika fa fahavaratra dia io tokoa fa nipoitra ny nampoizina. Efa lasa fanalana araka ny fitenin’ny tanora ny an’ny mpanjifa sasany omaly tanatina ora atoandrobe nanahary ny hoe “fa amin’ny firy izao ora izao no toa maizina ny tany aman-danitra?”. Ny tany amin’ny toeran-kafa indray moa tapaka 5 minitra dia miverina 2 minitra dia avy eo tapaka 10 minitra indray dia miverina dia toy izany hatrany. Ny fitaovana miankina amin’ny herinaratra miha simba hatrany, indrindra moa fa ny fihariana. Fahavaratra araka ny efa nanampoizana azy moa izy ity ary tena mampanahy ny hoe hanao ahoana ny tohiny satria taom-pifidianana ity taona ity? J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT