Sosialy

Fahatapahana sy faharatsian’ny rano Efa tena tafahoatra ny eto Antananarivo


  • Alarobia 20 Janoary 2021

Mandritry ny ora enina fara faha haingany no faharetan’ny fahatapahan-drano eny amin’iny boriboritany fahadimy iny.

 

 

Indrindra moa amin’ireo fokontany manodidina an’Amboditsiry sy Manjakaray ary Ambatomainty iny, raha ny fitantaran’ireo mponina. Na mandeha aza ny rano tato ho ato ny maraina dia miverina miloko volontany indray na lokon-tsokola, hoy ny vazivazy izay. Efa tafahoatra ilay fahatapahana sy faharatsian’ny kalitaon’ny rano. Noho ny faharitan’ny renirano sy tohadrano tokony hamatsy ny ranon’ny Jirama ve sa tsy fisian’ny rotsak’orana sa tena efa tsy fahafehezana intsony mihitsy ilay toe-draharaha ?

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT