Fahatapahan-drano

Miha mahamaivay hatrany…


  • Alarobia 12 Febroary 2025

µ£Miha mahamaivay ny fahatapahan-drano amin’izao fotoana izao,

raha ny fitarainan’ireo mpanjifa ny ranon’ny JIRAMA eto Antananarivo renivohitra. Tato ho ato, hoy ny mponina iray eny amin’iny boriboritany fahatelo iny, izao dia tapaka ny tolakandro. Amin’ny 11 alina vao miverina. Mandeha eo amin’ny ora iray eo, raha be indrindra, dia harivariva amin’ny 5 na amin’ny 7 na amin’ny 11 ora alina indray vao miverina na miha mafy ny fandehany na «pression», hoy isika. Tsy ny amin’ireo faritra manodidina an’Antananarivo ihany, araka izany, no miha mijaly rano fa ny eto afovoan-tany ihany koa. Ny any amin’ny faritra moa efa tsy hita intsony izay ilazàna azy, raha ny angom-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT