Sosialy

Fahasahiranan’ny ray aman-dreny ao Bongatsara Hiantoka fianarana mpianatra miisa 10 ny TMA


  • Zoma 17 Septambra 2021

Mpianatra miisa 10 no saika nijanona tsy hianatra intsony noho ny fahasahiranana mianjady amin'ny ray aman-dreny ankehitriny ao amin'ny sekoly iray ao Bongatsara.

 Noho izany dia nanolo-tena ny avy eo anivon'ny fikambanana Tanora Mandray Andraikitra miaraka amin'ireo mpiara-miasa aminy mba hiantoka ny saram-pisoratan’anarana sy ny saram-pianaran'izy ireo amin'izao fidiran'ny mpianatra izao, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny TMA, Tsiry Andriamihantasoa. Nanombohana izao hetsika antsoina hoe ''Mianatra izahay ''izay ho karakarain'ny fikambanana TMA eto Bongatsara ho fanampiana sy ho anjara biriky amin'ny fanohanana ny zanak’ity kaominina ity izao, hoy hatrany ny tenany, ny sekoly antsoina hoe Mpiandry tsara eto Bongatsara.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT