Sosialy

Fahalotoan’ny tanàna 22 % ny taha-pahafatesana vokatr`izany


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Misy karazany telo ny fahalotoana dia ny fahalotoan’ny rivotra, ny fahalotoan’ny rano ary ny fahalotoan’ny tany.

 

 

  Ny fanariana fako etsy sy eroa, ny fampiasana ny firaka sy ny merkiora, ireny « pile » avy nampiasaina ireny, ny akora simika isan-karazany, ny pilasitika no anisan’ny antony mahatonga izany. Vokany, simba ny toeram-pambolena sy ny toeram-ponenan’ireo karazan-java-manan’aina samihafa ary ny tena loza dia mitarika aretina ho an’ny olombelona izany, hoy ny minisiteran` ny tontolo iainana. Raha tsiahivina dia 57%n` ny aretina mitranga manerana izao tontolo izao dia azo avy amin’ny fahalotoan’ny tontolo iainana. Eto Madagasikara dia mahatratra 22 % ny taha-pahafatesana vokatry ny fahalotoan’ny rivotra.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT