Sosialy

Entana sy kojakojan-tokantrano Mitohy hatramin’ny 31 janoary ny fihenam-bidy


  • Alarobia 09 Janoary 2019

Amin'ny taom-baovao toy izao dia maro no te hanavao ny ao an-tokantrano, ary maro koa ireo izay te hanolotra fanomezana mendrika ho an'ireo akaiky azy.

 

 

 

 Ao anatin'izany indrindra no hanohizan'ny Tranombarotra « Baolai » ny fihenam-bidy amin'ireo fahitalavitra fisaka sasany hatramin' ny 31 janoary 2019. « Ho fanomezana fahafaham-po ny daholobe dia misy entana lohalaharana amin'ny kalitao hatrany vao tonga ato aminay izay azo atao fanomezana tsara ( Cadeaux de Bonne Année), ao ny : panneaux solaires mono sy polychristalline, synthetiseur, four micro onde, machine à laver, réfrigerateur, subwoofer, smart tv sy télé led: misy antoka 1 taona izay hita manomboka eo amin'ny 19 pouces ka hatramin'ny 100 pouces, caméra de surveillance a distance, lecteur divx/dvd … », hoy ny tompon'andraikitra. Ny toerana ahitana Tranombarotra « Baolai » dia ao Bazar be Toamasina, Soarano: eo ampitan'ny Epp, ao amin' ny Seg, eo ampitan' ny firaisana voalohany sy Analakely: eo ampintan' ny CUA ( eo akaikin' ny taksibe 137), Avenue de l' Independance ary eo ampitan' ny Epp. Natao moa izao tolotra izao mba hahafahan’ny mpianakavy miara-mifaly amin’ny entana tsara kalitao.

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Krizy goavan'ny famatsiana angovo
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Nodidian’ny Fanjakana ho

Hijery ny tohiny
FTT