Eliza, tovovavy vao 19 taona

Niharan’ny herisetra sy habibian’ny mpampiasa


  • Zoma 22 Aogositra 2025

Tovovavy kely iray vao 19 taona monja i Eliza, avy any

amin'ny distrikan' Antanambao Manampotsy Toamasina. Nandeha niasa tany Mahajanga izy noho ny tsy fahampiana ka sendra mpampiasa mpanao herisetra. Raha araka ny fitarainany mantsy dia efa ho 08 volana izy izao no tsy nandray karama nefa niasa mafy tsy nijanona. Ankoatra izay dia fantatra fa nodoran'ireo mpampiasa azy tamin'ny briquet ihany koa i Eliza no sady nokapohany tamin'ny tavoahangy avy nisotroana labiera. Mahatsiaro mijaly i Eliza manoloana izany koa manao antso avo amin'ireo tompon'andraikitra ao Mahajanga mba hijery akaiky ny herisetra mianjady aminy.
Pati
Légende : Maradratra tahaka izao ny tongotr'ilay tovovavy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT