Sosialy

Delegen’ny boriboritany eto Antananarivo Miofana momba ny lalàna mifehy ny fiterahana


  • Alakamisy 22 Jolay 2021

Hatramin’ny omaly ary hifarana anio dia miofana momba ny lalana mifehy ny fiterahana ireo delegen’ny boriboritany eto Antananarivo renivohitra.

 Ny lalana mikasika ny fandraketana ireo zaza vao teraka na ny resaka fahaterahana moa, raha hazavaina misimisy kokoa, no tena votoatin’ity fiofanana tontosaina etsy amin’ny lapan’ny tanana etsy Analakely ity. Ny eo anivon’ny tribonaly misahana ady voalohany na TPI sy ny fitantanana ny fiofanana sy fanavaozan-dalana eo anivon’ny minisiteran’ny fitsarana moa, no mitan-tsoroka ny fampiofanana, raha ny fanazavana. Andrasana, araka izany, ny mety ho fivoarana mikasika izay fandraketana ara-panjakana ny resaka fiterahana eto Antananarivo izay ao aorian’izao fiofanana izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT