Clémence Raharinirina

«Aza variana amin’ny biby sy ny hira fa efa 6000Ar ny siramamy ! »


  • Alarobia 13 Martsa 2024

Aza variana amin’ny biby sy ny hira «remix»

fa lasa 6000 Ariary izao ny kilaon’ny siramamy raha 5200 Ariary vao herinandro lasa izay, hoy ny mpanao politika, Clémence Raharinirina. Ilay atody moa dia tsy nihetsika fa 700 Ariary nefa bitika kely, hoy izy. Ireo mpivarotra koa samy manao Izay saim-pantany. Ny karaman'ny mpiasa anefa 4 taona izao tsy nihetsika. Ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa nantenaina, lasa nanao bizina maloto ny sasany. Ny mpitarika sendika anaovana Antsojay, saziana. Izao ve no Madagasikara tsy maintsy mandroso, hoy hatrany ny tenany?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT