Sosialy

Caravanne du Sud Tonga any Taolagnaro ireo sakafo


  • Alakamisy 21 Janoary 2021

Vary, menaka, voamaina ary rano no nentin` ny “caravanne du Sud” izay niainga

 

 

 

avy aty Antananarivo ka nihazo any Taolagnaro. Fanampiana ho an’ny mponina ianjadian’ny kere ao Anosy sy Androy ity andiany voalohany ity tonga any Taolagnaro ity. Raha tsiahivina dia nanambara ny Filoha Rajoelina fa “hisy caravanne andiany roa isan-kerinandro, ho avy an-toerana hamatsy ireo mponina”. Kamiao lehibe miisa 10 nitondra fotsim-bary 60 taonina, menaka arivo litatra ary voamaina 52 taona sy rano no notaterina tamin’ny alalan’ny Caravanne du Sud. Fianakaviana sahirana monina ao amin’ny faritra Anosy sy Androy miisa 300 000 kosa no misitraka ity famatsiana sakafo amin’ny alalan’ny caravanne du Sud ity.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT