Sosialy

« Building mora » Ivato Mpiasa maro no mitaraina fa tsy mandray karama


  • Alakamisy 27 Aogositra 2020

Mpiasa maromaro manatanteraka ny asa fanorenana ireo trano lehibe « Building mora »

 

 

 eny Ivato no mitaraika ho tsy misitraka valin-katsembohana. Karama roa volana ny an’ny sasany, telo ny an’ny hafa, misy efa-bolana aza. Mitsoaka an-daharana ny ankamaroany tsy mahatanty. Ireo mpiasa sarakantsaha no tena mitaraina. 10.000 Ariary isan’andro no idirana, 7.000 Ariary no raisina raha mandray, hoy ny tarainan’izy ireo. Tetikasan’ny filoham-pirenena ny fanorenana ireo trano lehibe « Building mora » eny Ivato. Trano lehibe misy rihana efatra, 38 isa no aorina eny an-toerana.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT