Sosialy

Bongatsara ` Mbola tsy nisy ny fizarana fanampiana


  • Alatsinainy 07 Septambra 2020

Tapitra anio (TTF : ny sabotsy teo) ny fizarana ny fanampiana ny vahoaka izay nianjadian'ny fihibohana nandritra izay telo volana izay, hoy ny filohan’ny fikambanana Tanora mandray andraikitra, Tsiry Andriamihantasoa.

Mampita hafatra amin'izay olona heverina fa tomponandraikitra feno ny tenako amin'ny antony mbola tsy fisian'izany fizarana sosialim-bahoaka teto bongatsara izany, hoy izy. Voadingana ve i bongatsara sa efa vita izay nilana azy? Ny zava-misy, hoy izy, dia noana anefa ny vahoaka eto Bongatsara. Nanentana ireo mponin’ity kaominina ambanivohitra ity mba hijoro moa ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT