Betsaka ireo zokiolona tsy misy

mpijery eto amintsika. Mitombo isa andro aman’alina mihitsy izy ireny no matory eny


  • Alarobia 03 Jolay 2024

amin’ny sisin’arabe sy mangataka na manan-janaka na tsia.

Mahatsiaro ho manana andraikitra amin’izy ireny ny Masoivohon’i Sina sy ny kaominina Antananarivo renivohitra. Manatanteraka ilay hetsika Mizara Fitiavana ho an’ny zokiolona izy ireo nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo. Niampita tao amin’ny Boriborintany fahatelo indray izy ireo omaly ka efa tafakatra 900 mahery ireo zokiolona nisitraka izany. Ankoatra ny fotsim-bary dia notolorana menaka, siramamy ary bodofotsy mafana koa izy ireo mba hiatrehany izao vanim-potoanan’ny ririnina izao.
Pati
Legende : Nandritra ny fizarana ny fanomezana ho an’ireo zokiolona !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT