Sosialy

Betafo Antsirabe Mbola lafo be ny vidin-drano


  • Alakamisy 14 Mey 2020

Mbola hitarainan’ny mponina ao Betafo Antsirabe foana ankehitriny ny vidin-drano any amin’ity tanàna ity vokatry ny fanomezana ny fitantanana izany ho

 

 

 

 

an’ny orinasa tsy miankina iray izay nampanantena fanatsarana fitaovana sy fomba fitantanana miavaka nefa dia izao mpampijaly ny mponina izao ao anatin’ny fanarahana ny fepetra tokony hanasana tanana matetika amin’ny savony hiarovana amin’ny fifindran’ny tsimokaretina Covid-19 . Mikasika an’ity ady ity indrindra dia efa manomboka mametaka arotava ihany koa ankehitriny ny mponina any an-toerana taorian’ny nahenona fa misy mitondra ny tsimokaretina any amin’iny Faritr’i Vakinankaratra iny.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT