Sosialy

Besarety sy ny manodidina Manahy ny ho dobo rano rehefa fahavaratra


  • Talata 29 Septambra 2020

Miomana amin'ny fotoam-pahavaratra 2020/2021 ny SAMVA sy ny Ministeran'ny Rano sy Fidiovana ary Fahadiovana. Natomboka omaly Alatsinainy 28 septambra 2020 tetsy Besarety sy ny manodidina ny fanadiovana tatatra sy lakandrano eny an-toerana.

 

 Asa tanamaro no nisantarana azy. Faritra tsy afa-bela amin’ny fiakaran’ny rano i Besarety sy ny manodidina, Boriborintany fahatelo rehefa fotoam-pahavaratra na misy hatrany aza ny fanadiovana mialoha ny tatatra amin’iny faritra iny. Manoloana ny fanotofana ny toerana fivarinan’ny rano eny Masay sy ny Tana Water Front dia manahy mafy ny ho dobo rano ny mponina eny Besarety sy Mahavoky ary Andravoahangy iny amin'ny fotoam-pahavaratra.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT