Sosialy

Bazar de Noël spécial Hanome tolotra manokana ny « Laibao center »


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Ho fanomezana fahafam-po ny daholo be, dia tsy vitsy ny tranom-barotra lehibe

 



eto amintsika izay manavao ny tolotra omeny. Isan’ireny ny « Laibao Center » etsy Analakely, izay mikarakara « Bazar de Noël spécial » mandritra ny iray volana ao amin' ny rihana voalohany, izay mirefy 2000 m² ary ahitana trano heva miisa 100 eo ho eo. «Ho an'ireo izay liana, dia manomboka 800 000 Ariary ny hofany isaky ny trano heva iray mandritra ny 1 volana, tsy misy « caution », raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra. Ny antsipirian' izany dia hita ao amin' ny tranonkala na « site web »
www.baolai.mg . Ankoatra izay, misy fihenam-bidy amin'ireo entana loha laharana amin'ny kalitao samihafa ny ao amin' ny Tranombarotra « Baolai » ao Bazar - be Toamasina, Soarano sy etsy Analakely, hatramin' ny 15 Janoary 2021 ho avy izao, hoy hatrany ny eo anivon’ny tranombaritra Baolai. Isan’ireny ny climatiseur portatif, Smart tv sy télé Led misy manomboka 19" hatramin' ny 100" (misy antoka 1 taona), subwoofer, table de mixage, Gsm, panneaux solaires mono sy polychristalline, synthétiseur, réfrigérateur, Gsm, four micro-onde, machine à laver.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT