Ariary mitotongana

Miha tsapa eny amin’ny fiarahamonina


  • Talata 09 Janoary 2024

Raha ny tahabola omaly aloha izany no resahina dia mira 5 014,22 Ariary

ny vola eoropeanina na Euro iray, izany hoe ilay vola vy kely dia kely misy soratra hoe 1 Euro iny. Mbola vola vy kely toy izany koa ny 2 Euro saingy efa tsy mahatohitra ny lanjany intsony koa izany tato anatin’ny andro maromaro izay ilay lelavola miloko mavo misy soratra hoe 10.000 Ariary iny. Miha tsapa eny amin’ny fiarahamonina ity Ariary mitotongana ity amin’izao fotoana izao, raha ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpivarotra enta-madinika hatramin’ireo mpivarotra amoron-dalana. Manomboka tsy mahazo na inona na inona intsony izany 100 Ariary na 200 Ariary mandeha irery izany, hoy ny fanazavana. Ny sira vovony aza izao efa 300 Ariary ny iray fonosana, hoy ihany ireo mpivarotra enta-madinika na “épicerie”.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT