Antananarivo renivohitra

Mamaivay indray ny tsy fisian-drano


  • Talata 23 Janoary 2024

Ankoatran’ny havoanam-pako sy ny delestazy manomboka miverina

dia mamaivay indray ny tsy fisian-drano eto Antananarivo renivohitra, raha ny fitarainana voaray omaly. Maraina mandram-paharivan’ny andro no tsy nisy nitete ireo mpaompy, hoy ny talahon’ireo mponina teny amin’ny boriboritany faha 3 teny. Efa zary fiainana an-davan’andro izy, hoy kosa ireo mponina eny Amboditsiry sy ny manodidina, izany hoe ny boriboritany faha 5. Miandry ny fampiharan’ny minisitra tomponandraikitra ny fahaizany manoloana ny toe-draharaha isika.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT