Sosialy

Antananarivo Renivohitra Ankizy miisa 120.000 homena kopia


  • Alarobia 14 Desambra 2022

Tontosa omaly tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Tanànan'Antananarivo tamin’ny alalan’ny Ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina sy ny OIF Vondron’ny tany miteny

amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay amin’ny alalan’ny Masoivohony eto Madagasikara Atoa Léonard Emile OGNIMBA. Ahafahana manome kopia ho an’ny ankizy miisa 120.000 satria zon’ny ankizy tsirairay ny manana kopia manamarina ny fisiany ara-dalàna. Ao anatin’ny enim-bolana dia hisy mpiara-miasa eny anivon’ny Boriboritany enina hanatanteraka izany.
Nangonin'i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT