Sosialy

Antananarivo Miha tsara ny tsenan’ireo mpivarotra voninkazo


  • Alatsinainy 12 Aprily 2021

Ny fahorian’ny sasany tokoa hifalian’ny sasany. Hatramin’ny niparitahan’ny valan’aretina Covid 19

 

 


teto amintsika izay nanomboka namono olona betsaka dia maro ireo zavatra niova teny anivon’ny fiaraha-monina.
Ho an’ny resaka varotra toy ny voninkazo ohatra dia nihatsara ny tsena raha oharina tamin’ny mahazatra hoy ny Renim-pianakaviana mpivarotra iray. Malahafo voninkazo 30.000 Ar mantsy ny mpivarotra iray raha zara fa nisy 10.000 Ar isan’andro izany teo aloha. Ny voninkazo natoraly no tena mpividy raha araka ny fantatra toy ny raozy fotsy sy mena raha vitsiana kosa ireo mividy ny voninkazo plastika. Ireo manana ny maty tsy voan’ny Covid 19 no tena mividy ity farany indrindra fa entina lavitra toy ny any Anjozorobe….Tsiahivina moa fa manodidina ny 5.000 Ar eo ho eo ny fehezana voninkazo iray etsy Anosy miankina amin’ny kalitaony, manomboka amin’ny 10.000 Ar ny manao fehezam-boninkazo raha 12.000 Ar miady varotra kosa ny voninkazo plastika izay azo hatao koraona ihany koa.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT