Sosialy

Antananarivo Miantso fanarahana fandaminana ny prefe


  • Alakamisy 27 Aogositra 2020

Mbola ao anatin` ny fahamehana ara-pahasalamana isika na dia miditra amin` ny fivoahana miandalana amin` ny fihibohana hoy ny jeneraly Ravelonarivo Angelo, prefen` Antananarivo.

 

 

 

 Miantso ny tokony hanarahina ny fandaminana napetrakin` ny fanjakana sy ny ministeran` ny fahasalamana ny prefe. “Mbola mipetraka daholo ny fepetra ara-pahasalamana araka ny toromarikin` ny filoham-pirenena. Zavatra tsapa dia betsaka no mieritreritra fa efa nivoaka amin` ny fihibohana tanteraka ka tsy miraharaha ierny fepetra ireny intsony. Izany indrindra no hanentanana ny eto Analamanga, aleo tazomina ireo fepetra izay nahazatra teo aloha. Niverina ny taxi-be ka tokony hamafisina ny fanaovana aro vava sy “gel hydroalcoolique” mba tsy hiverina indray ny valanaretina”. Nampatsiahy ny prefen` Antananarivo fa mbola mihatra ny fepetra ary misy hatrany ny sazy ho an` izay mandika izany.

 

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT