Sosialy

Ankorangana - Antsiranana II Zazavavy iray namoy ny ainy vokatry ny fihinanana fano


  • Talata 11 Janoary 2022

Zazavavy iray no namoy ny ainy, zaza telo sy olon-dehibe roa naiditra hopitaly. Io vokatr’ilay fihinanana fano na “tortue de mer” tany amin’ny Fokontany Irodo ,

 sektera Amboabiaka kaominina ambanivohitra Ankarongana Antsiranana II, ny faran’ny herinandro. Ny alakamisy lasa teo no nihinana io fano io ireo olona saingy roa andro taty aoriana vao narary avokoa. Nidina teny an-toerana ny ekipan'ny Fitaleavam-paritry ny fahasalamana sy ireo avy amin'ny sampandraharahan'ny jono. Nisy ny fandraisana an-tanana avy hatrany natao azy ireo ka maimaim-poana avokoa ny fitsaboana rehetra . Manodidina 30 eo kosa ireo olona efa sitrana rehefa nahazo fitsaboana. Raha araka ny fantatra moa dia mbola misy amin’ireo olona nihinana ity fano ity no mbola tsy tonga nanaraka fitsaboana fa mijanona fotsiny any an-tokantranony any ka atahorana ny ainy.
Legende : Santionany amin'ireo olona tsy salama nihinana ilay fano.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT