Sosialy

Ankatoky ny Paska Tsy voatery ho vola be vao mahazo entana


  • Alakamisy 31 Martsa 2022

Rehefa manakaiky toy izao ny fetin' ny Paska dia misy ireo magazay manavao ny tolotra omeny. Anisan' izany ny Tranombarotra « Baolai » izay ahitana entana « 1er choix ».

Mifanaraka amin'ny filana sy ny fahefa-mividin’ny besinimaro hatrany, hoy ny tompon’andraikitry ny Baolai. Ity Tranombarotra lehibe iray ity no masoivoho ofisialin’ny marika « Hisense » izay mpanohana ofisialy ny “mondial 2022” ho an’ny eto Madagasikara, ary efa ho 12 taona izao. Misy ankehitriny ny “promotion spéciale” « Fêtes de Pâques . Ary hisy ny « cadeaux surprises », hoy ny tompon'andraikitra. Ny antsipirihan’izany rehetra izany, dia ho hita ao amin' ny site web sy pejy facebook baolai. Ary ao no ahitana entana isan-karazany toa ny : Laser Tv samihafa misy hatramin ' ny 120" - Smart Tv sy Télé Led misy manomboka 32" hatramin' ny 85 " ( misy antoka 1 taona), four micro- onde, synthetiseur, fahitalavitra fisaka sy subwoofer Jeyoo, réfrigérateur, kits solaires complets sunpower: régulateur - batteries sy panneaux solaires ary amplificateur, cuisinière à gaz sy électrique, climatiseur.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT