Sosialy

Andralanitra Olon-dratsy ny 10%-n’ny mponina


  • Alakamisy 14 Mey 2020

Olon-dratsy avokoa ny 10 %-n’ireo mponina ao amin’ny Akamasoa eny Andralanitra.

 

 Raha araka ny fanazavan’ny mompera Pedro Opeka izay tompon’andraikitra voalohany ao an-toerana mantsy dia nahatrarana toeram-pivarotana rongony roa sy bara mpivaro-toaka roa tao an-toerana. Antony miteraka ny tsy fandriampahalemana sy ny fanolanana ankizy ao Andralanitra izany ka nosokafana afaka omaly talata ny paositry ny polisy ao an-toerana , hisahana ny fiarovana ireo mponina manerana ireo tanana 22 napetraka ao an-toerana. Tsiahivina moa fa olona sahirana avy eto an-drenivohitra avokoa ireo beazina sy karakarain’ny mompera Pedro ao an-toerana saingy ny mampalahelo dia izy ireo indray no manimba ny manodidina azy rehefa afaka tao anaty fahantrana lalina.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT