Sosialy

Andraharo Noraofin’ny kaominina ireo vary niahy teny amin’ny trottoir


  • Alakamisy 18 Febroary 2021

Olana hatrany eto amintsika ny tsy fisian’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra fa

 

 

 

bahanan’ireo mpivarotra amoron-dalana na koa hanaovana zavatra. Nahatsapa izany indrindra ny kaominina Antananarivo renivohitra ka nandray fepetra. Teny Andraharo teny no nisantarany izany. Nangoronin’ireo polisy ny varin’ireo olona niahy teny amin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra teny an-toerana ary nentin’ny fiaran’ny kaominina.Tsy afaka nanao na inona na inona ny tompom-bary nanoloana izany. Raha tsiahivina anefa dia tena mety hitera-doza mahatsiravina ny fibahanana ny lalan’ny mpandeha an-tongotra tahaka izao nitranga teny Andrahazo izao. Tsy maintsy hidina any anaty árabe mantsy ireo olona voakasika ka ain’olona no mety hafoy ao anatin’ny indray mipi-maso.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT