AMPANIHY ANDREFANA

Namoy ny ainy ny 2 tamin'ireo zaza kambana 3


  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Namoy ny ainy ny 2 tamin'ireo zaza

kambana miisa 3 tany amin'ny distrikan'Ampanihy Andrefana. Teraka andro vitsivitsy lasa izay izy ireo raha tsiahivina, roalahy iray vavy. Noho ny fahasarotana ara-pahasalamana dia namoy ny ainy ny 2 tamin'izy ireo. Tsy maintsy nentina hopitaly any Itampolo izy mianaka susa velona ho fiarovana ny ainy raha araka ny loharanom-baovao azo, lalana 30 km miala any amin'ny trano fonenan'izy ireo. Efa noraisin'ny Ministeran'ny mponina sy ireo tsara sitrapo an-tanana izy mianaka. Tsiahivina moa fa izy 3 mianadahy kely ireo no zanak'ity Renim-pianakaviana ity voalohany.
Nangonin'i Pati
Légende : Izy efa-mianaka !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT