Sosialy

Ambovombe Androy Tafatsangana omaly ny CCO Kere


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Napetraka tamin'ny fomba ofisialy omaly 29 novambra 2020 tao Ambovombe ny

 

 

CCO KERE (Centre de Coordination Opérationnelle contre le KERE) izay entina handrindrana ny asa amin'ny fanampiana ireo vahoaka iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo noho ny hai-tany any amin'ny tapany atsimon'ny nosy. Mitarika sy mandrindra izany rafitra izany ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rakotonirina Richard izay miara-misalahy amin'ireo minisitera sy ny mpiara-miombon'antoka amin'ny Madagasikara amin'ny sehatry ny fanampiana vonjy maika sy ny fampandrosoana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT