AMBOVOMBE ANDROY

Ritra ny rano, 3.000 Ar ny iray bidon


  • Talata 29 Aogositra 2023

Miaina ao anatin'ny fahasahiranana tanteraka ankehitriny ireo mponina any amin'ny distrikan'Ambovombe Androy, Faritra Atsimo Andrefana.

Ankoatra ny haintany izay tsy hahafahana mamokatra sy misy mitera-doza amin’ny fahasalamana dia hijaliana ihany koa ny fisitrahana ny rano fisotro madio . Vidiana 1 .500 Ar hatramin'ny 3. 000 Ariary ny rano iray didon miloko mavo 20 litatra. Raha araka ny fantatra efa ho 4 volana izay no nijanona ny famatsiana rano fisotro madio tao amin'ny kaominina ambonivohitra Ambovombe Androy. Toy ny tsy fantatry ny fanjakana anefa izany hatreto na dia efa nanaovana tatitra aza ka tsy mbola voavaha ny olana hatreto. Tsiahivina moa fa kamiao mpibizina no misy any an-toerana izany hoe : mivarotra rano lafo dia lafo tokoa fa ilay taloha dia vonjy rano vaky fotsiny hoy ireo mponina fa tsy nisy fitohizany.
Pati
Legende : Hifampitadiavana ny rano fisotro madio any amin’ny kaominina Ambovombe Androy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT