AMBOHITSABO ANDREFANA, TOLIARA

Mihasarotra ny fahazoana rano fisotro madio


  • Talata 19 Novambra 2024

Mihasarotra koa ny fahazoana rano fisotro madio ao an-drenivohitr’i Toliara ao.

Voakasik’izany ny ao amin’ny Fokontany Ambohitsabo Andrefana Kaomina ambonivohitr’i Toliara raha araka ny fitarainan’ny mponina . Misy ihany mpaompin-drano fa sahirana vao mahafeno bidon miisa 3 ny olona ao anatin'ny ora iray . Manomboka amin'ny 8 ora alina ka hatramin'ny 5 ora maraina ihany vao mba mandeha mafy ny rano fa ny ankoatra izay dia zara raha misy mitete. Voatery maka rano any amin’ny vovon-drano ny mponina vokatr’izany. Efa miharitra ihany koa anefa ny ankamaroan’ireto farany ka mila tsy haharaka intsony. Mivadika ho mena ny lokon’ny no sady misy fofona ka ahiana amin’ny fahasalamana.
Pati
Legende : Hifampitadiavanabe tahaka izao ny rano ao an-drenivohitr’i Toliara !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT