AMBODIVOANJO ANKARAOBATO

Lehilahy nikasi-tanana am-badiny nosamborina


  • Talata 13 Febroary 2024

Lehilahy iray 30 taona no fantatra fa nikasi-tanana am-badiny teny

Ambodivoanjo Ankaraobato teny afak’omaly Alahady 11 febroary. Fokonolona avy ao an-toerana no nampandre ny mpitandro ny filaminana fa manao herisetra amim-badiny ity lehilahy iray ity. Nidina teny an-toerana avy hatrany iretsy voalohany nijery ny zava-misy ka tratra teo am-pandratrana am-badiny mihitsy ny anaolahy. Rapa mafy vokatr’izany ny endrik’ity farany. Nosamborina avy hatrany moa io lehilahy io ary mbola natao fanadihadiana hatramin’ny omaly. Tsiahivina fa voararan’ny lalana ny fanaovana herisetra amin’ny vehivavy sy ny ankizy na inona na inona mety ho antony.
Pati
Legende : Ity ilay ranamana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT