Sosialy

Amboditsiry sy ny manodidina Miverina indray ny fijaliana amin’ny fahazoan-drano


  • Zoma 19 Martsa 2021

Miverina indray ny fijaliana amin’ny fahazoan-drano eny Amboditsiry sy ny manodidina efa 2 andro misesy izao,

 

 

raha ny fitarainan’ireo mponina eny an-toerana. Tapaka manomboka any amin’ny 8 ora maraina any ho any ary tsy miverina raha tsy efa alina aorian’ny amin’ny 8 ora ihany, izany hoe, tapaka mandritry ny 12 ora fara fahakeliny be izao. Vao tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity anefa no nampahafantatra ny delegen’ny boriboritany faha 5 fa efa tsy nahenoina fitarainana momba izany intsony tato ho ato. Etsy an-kilany dia miverina tapatapaka indray ihany koa ny jiro. Andrasana indray, araka izany, izay mba vahaolana aroson’ny Jirama.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT