Sosialy

Ambatondrazaka Ratsy ny voka-bary 2020


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Noho ny tondra-drano nisy tany an-toerana dia ratsy ny voka-bary niakatra tamin’ity taona 2020 ity, hoy ireo mpamboly any an-toerana fa zary nanakofa be aok’izany ireo vokatra.

 

Niaka-bidy noho izany ny vary akotry any amin’ity sompitr’i Madagasikara ity. Mbola tena mampitaraina ny mponina any an-toerana ihany koa ny firongatry ny tsy fahandriam-pahalemana na dia teo aza ny fahasamborana an’ireo mpampanofa basy nentin’ireo jiolahy nanafika Tanàna.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT