Sosialy

Ambatondrazaka Midangana ny vidim-piainana


  • Alatsinainy 17 Febroary 2020

Miaina anaty fahasahiranana tanteraka ireo mponina any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka, taorian’ilay ranon’ora-mikija nitranga tany an-toerana ka nanapaka ny famatsiana avy eto an-drenivohitra.

 

 

Tafakatra 450 Ar mantsy ny iray kapoaka amin’ny fotsim-bary amin’izao raha 250 Ar teo aloha. Ankoatra izay dia miakatra be ihany koa ny vidin-tsolika izay voalaza fa efa mahatratra 12.000 Ar ny iray litatra. Velon-taraina tanteraka ireo mponina any an-toerana. Mikasika ireo karazana kojakoja toy ny savony, siramamy .... dia hifampitadiavana izany, hoy ny vaovao ary raha misy aza dia vidiana lafo. Fantatra kosa fa tsy mbola niakatra aloha hatreto ny saran-dalana mihazo ity distrika iray ity.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT