Sosialy

Ambalabe andrefana Rongony 227 kilao nodorana


  • Alakamisy 19 Martsa 2020

Nodorana teo anatrehan'ireo solotenam-panjakana ireo rongony izay tratra tamin'ny lalam-pirenena faha 06 teo amin'ny sampanana mankany amin'ny distrikan'i Befandriana avaratra PK 291 tamin'ny sabotsy 14 martsa teo,

 

 

izay miisa 15 gony ary milanja 227 kg. Omaly  alarobia 18 martsa no nanatanterahana izany teo Andohan’i gara, komity Ambalapamba, Fokontany Ambalabe Andrefana, kaominina ambonivohitra sy disitrikan'Antsohihy. Niatrika izany ny Lefitry ny Prefen’ Antsohihy, ny Ben'ny tanàna ambonivohitra Antsohihy, ny lefitra voalohan'ny Komandin'ny vondrotobim-pileovana SOFIA, ny komandin'ny vondro-tobim-paritra zandarimariam-pirenena Antsohihy ary ny komandin'ny BPR Antsohihy sy ireo mpiaradia aminy.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT