Sosialy

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Hampiharina eto Antananarivo ny tetikasa SARU


  • Zoma 21 Febroary 2020

Mandray ny tetikasa « SARU » na « Renforcement de la résilience climatique dans les Systèmes alimentaires en Régions Urbaines à Madagascar » ny kaominina Antananarivo.

 Nisy omaly ny fihaonana niarahan’ireo tompon’andraikitra avy amin’izany tamin’ny mpitantana tarihin’ny ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina. Tanàna lehibe Antananarivo, ary mila manana Programa matipaika eo amin’ny fanjarian-tsakafo, hoy ny ben’ny tanàna. Ohatra amin’izany ny tetikasa « Cantines scolaires » ho an’ireo mpianatra ao amin’ny EPP, izay ao anatin’ny Veliranon’Iarivo, raha ny fanazavana. Raha tena te hampandroso an’Antananarivo isika dia tsy vahaolana maika fotsiny no mila apetraka fa vahaolana maharitra. Isaorana ny fanjakana, ny faritra Analamanga ary ny FAO amin’ny ezaka sy ny fifanomezan-tanana, hoy hatrany ny ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FIAROVANA NY
  • Talata 05 Mey 2026

FAHASALAM-BAHOAKA

  • KAOMINÎNA TALATAMATY
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Tantsaha an-jatony nahazo tohana

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

Hijery ny tohiny
FTT