Sosialy

Ady amin’ny fahatapahan-jiro Hahazo vondrom-pihary herinaratra ny ao Tsaratanana


  • Talata 01 Desambra 2020

Mitohy ny asa fanarenana ny orinasa JIRAMA. Tafiditra ao anatin'izany ny

 

 

famahana ny olan'ny fahatapahan-jiro any amin'ny faritra, amin'ny alalan'ny fanaparitahana ny vondrom-pihary herinaratra .Taorian' ny distrikan’Antsalova dia i Tsaratanàna indray no hahazo vondrom-pihary herinaratra avy amin'ny JIRAMA, izay manana tanjaka 200 kW. Marihina fa 123 kW ny herinaratra vokarina ao Tsaratanàna amin'izao fotoana izao nefa mahatratra 166 kW ny filàna any an-toerana amin'ny ora mahabe mpampiasa izany. Tsy ho ela arak'izany dia hivaha ny olan'ny fahatapahan-jiro matetika any Tsaratanana ity, izay efa mampitaraina ny mponina fatratra.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT