Sosialy

100.000 ar ho an’ny isan-tokantrano Efa mandeha ny fizarana


  • Talata 28 Aprily 2020

Tokantrano 24.000 isa miparitaka amina Fokontany 47 ao anatin’ny Boriborintany voalohany sy fahaefatra no nozaraina ilay lela-vola 100.000 Ar fanomezana avy amin’ny Fitondram-panjakana ato anatin’ny 10 andro.

 

 Raha araka ny fanazavan-dRtoa Ieja Ranaivoarivo, tompon’andraikitry ny PAM dia eny amin’ny banky BOA no hakana io lela-vola io. Tsy voatery hanokatra kaonty ilay mpahazo tombontsoa fa mitondra karapanondrom-pirenena sy taratasy mazava dia mahazo ilay lela-vola. Hisy ihany koa no hahazo izany amin’ny alalan’ny western union, asa hiarahan’ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny FID ary ny PAM miara-manatontosa. Tao amin’ny Fokontany III G Hangar moa omaly no nisantarana ny fizarana izany fanampiana izany ka ny tanjona dia ny mba hananan’ireo fianakaviana sahirana lela-vola ho entiny manangaina ny asa fivelomany indray.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT