Politique

Vehivavy TIM Hanambatra hery hanampy an’i Neny


  • Zoma 27 Novambra 2015

Hanao fihaonambe eny Anosy Avaratra ny Vehivavy Tiako I Madagasikara avy amin’ny Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra rahampitso sabotsy 28 novambra 2015 ho avy izao

 

. Fotoana io hanehoan’izy ireo fa velona ary matanjaka ny Vehivavy Tiako I Madagasikara, ary tompon’andraikitra amin’ny fampiroboroboana ny antoko, ahafahana mitondra ny anjara biriky eo amin’ny fampandrosoana ny firenena, araka ny toromariky ny filoha nasionalin’ny antoko Marc Ravalomanana hoe : “Tonga miaraka no fanombohana, miasa miaraka no fahombiazana”.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT