VEHIVAVY MALAGASY

Vao ny 11 % monja no mitana andraikitra ambony


  • Alarobia 24 Jolay 2024

Mbola vitsy ireo vehivavy misahana andraikitra ambony na miantsehatra eo amin’ny

resaka fampandrosoana eto amintsika. Ny 51%-n’ny mponina eto Madagasikara anefa dia vehivavy avokoa. Ny 11 % monja amin’izy ireo no mitana izany andraikitra izany ka ny 15% ao amin’ny Antenimieram-pirenena. Ny 11 % kosa no eo anivon’ny Antenimieran-doholona raha 4% ny Ben’ny tanana. Anisan’ny antony handrafetan’ny COMESA ilay politika ny mba hahafahana mampitovy zo ny lahy sy ny vavy na ny miralenta eto amintsika izay, hiarahany amin’ny Ministeran’ny mponina. Nambaran’ny tale jeneraly eo anivon’ny Ministera iray ity fa anisan’ny dinihina ao anatin’izany ny fampitomboana isa ny vehivavy mianatra mba hitovy amin’ny lehilahy, ny fahasahiany mandray andraikitra….
Pati
Legende : Mbola vitsy tahaka izao ireo vehivavy Ben’ny tanana eto amintsika !
SARY TAHIRY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT