VANGAINDRANO

Resy lahatr’i Iaban’i Komando ny vahoaka


  • Alakamisy 23 Mey 2024

Resy halatr’i Iaban’i Komando ny vahoaka ao anatin’ny distrikan’i Vangaindrano amin’ny fifidianana

solombavambahoaka hotanterahina ny 29 May ho avy io. Ankoatra ny fanetren-tena hananan’ity kandidan’ny Antoko Fanorolahy ity mantsy dia mpiasan’angady ny anaolahy, zanatany ihany koa no sady manana tantsaha maro. Mampiavaka azy isaky ny fitetezam-paritra hataony ny fanentanana ny vahoaka mba hamokatra ary hamokatra hatrany hahafahana miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny fahantrana. Toraka izany koa ny mba hananan’izy ireo ezaka hamonjy ireo karazana fiofanana omen’ny antoko Fanorolahy momba ny fanatsarana ny seha-pamokarana arahin’ny fizarana fitaovana. Ho azy ireo moa dia ny hevitra no haely sy haparitaka fa tsy zavatra toy ny hataon’ny sasany no zaraina izay natao hakana vato fotsiny fa tsy haharitra akory.
Pati
Legende : Tsongoin’olom-bolo ao Vangaindrano i Iaban’i Komando !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Talata 05 Mey 2026

Hanomboka anio ny

  • PAN-Raharaha Naivo Raholdina
  • Talata 05 Mey 2026

«Mbola tsy azo esorina ny

  • Fanenjehana
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

an-dRajoelina, Ntsay Christian,…

  • Nampahatsiahy ny
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

antoko politika Teza

  • Julien Andriamorasata
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

«Iankinan’ny fiainam-pirenena

  • Madagasikara-Frantsa
  • Alakamisy 30 Aprily 2026

Mihenjan-droa ny tady, miverina sarin’ny 2008…

Hijery ny tohiny
FTT