VAHOAKAN'I TOLIARA

Tsy mitsahatra ny tolona raha tsy miala Rajoelina


  • Talata 14 Oktobra 2025

Tsy mitsahatra ny tolom-bahoaka ao Tomiara

aha tsy miala amin'ny toerana Atoa Andry Rajoelina. Io no fanambarana nataon'ireo mpitolona izay nahitana ny firaisankina, pro Serge vital, ny HOP, cellule de crise, Gen Z ary ireo mpianatra mpitsabo tonga teny amin'ny kianjan'ny fahaleovantena ao Toliara omaly Alatsinainy 13 Oktobra. Mitaky ny hanovana ny rafitra koa ireo mpianatra sy mpitolona raha toraka izany ny faritra mizaka tena. Mialohan'ity fanambarana natao omaly ity moa dia nisy ny filaharambe namakivaky ny tanana izay nifarana teo amin'ny kianjan'ny Demokrasia amoron-driaka. Mikasika ny governoran'ny Faritra Atsimo Andrefana manokana dia fantatra fa zana-bahoaka izy ary hiverina amin'ny vahoaka ihany. Tsiahivina moa omaly fa nankasitraka manokana ny CAPSAT ny HOP Madagascar noho izao fandresena mihezinezina azon'ny Malagasy nahafahana niady tamin'ny tsy rariny izao.
Nangonin'i Pati
Légende : Ireo mpitolona nanao ny fanambarana omaly !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT