Vahoaka ihany

> Nanohy ny dia tany Ambohimalaza


  • Alakamisy 21 Novambra 2013


Nanohy ny diany tamin’ny fitetezana ireo Kaominina samihafa ao anatin’ny Distrikan’Avaradrano indray omaly ny fikambanana Vahoaka ihany notarihan’ny filohany Ravelonarivo Bruno Bati. Tao Ambohimalaza Miray izy ireo omaly alarobia 20 novambra. Nitokana fotodrafitrasa roa dia lakandrano ilaina amin’ny fanondrahana vary sy fanondrahana haninkotrana. Nisy koa fanolorana fantsakan-drazana niisa 6 ary koa fanolorana ny loka ho an’ireo ankizy mendrik’Ambohimalaza Miray tamin’ny fifaninanana kisarisary nampanaovin’ny Vahoaka ihany. Nanampy ireo rehetra ireo ny fanoloran’Atoa Ravelonarivo mivady “cantine scolaire” mandrapahatapitr’ity taona ity ho an’ny Epp Ambatomalaza izay mitentina 1.200.000 Ar.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT