Politique

Tolagnaro Tsy misara-mianakavy ny TIM zanak’i Dada


  • Alarobia 12 Oktobra 2011

Nifamotoana tao amin’ny trano fonenan’ny Senatera teo aloha, Mosa Tahiry, ao Bazaribe ireo mpikambana ao amin’ny antoko Tiako I Madagasikara ao Tolagnaro ny sabotsy tolakandro lasa teo.

 Tamin’izany no nanamafisan’ireo mpikambana fa tsy misara-mianakavy ny zanak’i Dada. Vonona ihany koa ny amin’ny fandraisana azy amin’ny fotoana hiverenany eto an-tanindrazana, ary efa mivonona amin’izany izy ireo. Nisy ny fifampizarana vaovao avy any amin’ireo Kaominina sy Fokontany niaviany avy. Nampanantena ireo vahoaka niatrika ny fivoriana fa tokana, hoy izy ireo ny tanjona dia ny fanohanana ny filoha Ravalomanana ny fiverenany eto an-tanindrazana ary mbola hampandany azy amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena amin’ny fifidianana ho avy eo. Nambaran’izy ireo koa fa tsy hisy olona hahatafaverina ny fiaraha-miasa amin’ireo mpamatsy vola iraisam-pirenena raha tsy i Dada.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT