Politique

Tia Tanindrazana Matotra ny vina, efa marobe ireo mpiaradia


  • Alatsinainy 14 Aogositra 2023

Efa nisy efa 2010 hatramin’ny taona 2010 ny antoko Tia Tanindrazana, manana vina, manohana foto-kevitra,

nitaiza ireo mpikambana ao aminy momba ny vina politika sy ny fiatrehana ny fiainam-pirenena. Tsy tia manandrakandrana ny Tia Tanindrazana, fa tena nianatra, nandinika, nandalina. Efa feno kosa anefa ny fepetra ankehitriny ka tapa-kevitra ny handray andrakitra eo amin’ny firenena.Vinan’antoko efa matotra no entina fa tsy vinan’olon-tokana, efa vonona ireo mpiaradia hanatevina ny ekipan’i Tahina Razafinjoelina izay mpampianatra sady mpandraharaha . Eo ireo mpisehatra amin’ny politika, ny mpandraharaha, ny eo amin’ny tontolon’ny fampianarana, ireo artista sy sokajin’olona maro samihafa. Nitety faritra nanentana ireo mpikambana ary tsapa sahady fa maro ireo Malagasy namaly ny antso ary resy lahatra amin’ilay vina hitondra rivo-baovao eto amin’ny firenena na dia teo aza ny antsojay nataon’ireo manampahefana.
RTT 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT