Politique

Tanora Ankolafy telo Mampitandrina ireo misandoka anarana


  • Alatsinainy 10 Oktobra 2011


 Manoloana ny fikorontanan’ireo mpanao politika sy antoko politika isan-tsokajiny dia nampitandrina ireo misandoka anarana ny tanora avy amin’ny Ankolafy telo, indrindra fa ny ankolafy Zafy Albert. Ambaran’ity farany fa tsipahin’izy ireo tanteraka ny fisandohana anarana nataon’ingahy Miavson Dauphin. Voalaza fa efa nanala tena tao amin’ny ankolafy Zafy tahaka ny nataon’ny HPM tarihin’ingahy Ralison Roger sy Robert Razaka ary Ndremanjary Jean André ingahy Miavson ka tsy tokony hitondra ny anaran’ny ankolafy Zafy Albert na ny Ankolafy telo.
Nanagonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT