TAHINA RAZAFINJOELINA

Efa ela no nanatanteraka ilay « Malagasy mifanampy »


  • Alarobia 04 Desambra 2024

Efa ela aho no niara-niasa sy nifanampy tamin’ireo mpiray tanindrazana,

indrindra teo amin’ny fidirana amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Tahina Razafinjoelina Ohatra vitsy amin’izany :
AMBONDRONA :Ny fifanampiana tamin’ny tarika Ambondrona tamin’ny fidirana tamin’ny sehatry ny mozika iraisam-pirenena tao Afrika Atsimo. Nampiditra studio sy nanao promotion ireo hira tany. (2009 - 2010)
JODA : Ny fiaraha-niasa tamin’i Ranarivelo Jean Yves na i Joda teo amin’ny fiadiana ny tompon-dakan’ny Afrika tamin’ny hazakazaka fiarakodia. (2011)
Yzit&Tovo J’Hay : Ny fifanampiana tamin’ny Yzit sy Tovo J'Hay tamin’ny fampidirana ny hiran’ity farany tamin’ny sehatra eoropeana ka nanaovana ny clip tany Nosy be niaraka tamin’ireo mpisehatra eoropena sy ny fandraisam-peo tany Paris. (2014)
NOAH : Ny fifanampiana tamin’i Noah, mpilalao échec zandriny Malagasy niditra tamin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany. Tsy misy ny tonga lafatra,tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy ary maintsy miara-dia vao mandresy fa tsy mandresy vao miara-dia, hoy i Tahina izay.
Nangonin’i RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT