Tafaverina hitantana an'i Sambaina i Mamisoa R.

"Hiroso isika amin'ny fampandrosoana"


  • Alarobia 29 Janoary 2025

Tontosa omaly ny fifamindram-pahefana teo anivon'ny Kaominina ambanivohitr'i Sambaina.

Fisaorana mitafotafo ho antsika vahoaka anaty fokontany miisa 15 nametraka fitokisana tamiko indray hitantana ny Kaominina, hoy ny ben'ny tanana tafaverina indray hitantana ity kaominina ity, Mamisoa Razakantoanina. Hiroso isika amin'ny fampandrosoana ny tanàna, hoy izy, izay mbola angatahina fiaraha-mientana amintsika vahoaka sy mpiara-miombon'antoka tsy ankanavaka. Isaorako manokana ny vady aman-janako , ny fianakaviana, ireo tapaka sy namana sy ireo nanampy rehetra tamin’ny nahatongavana amin'izao toerana izao ary indrindra tsy adinoina ireo rehetra nitrotro am-bavaka. Samia tahian‘Andriamanitra tompoko, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT