Politique

Stephan Narson «Mila mailo amin’ny Wagner ny fitondrana»


  • Alakamisy 29 Jona 2023

Mila mailo amin’ny Wagner izay sahala amin’ny miara-miasa aminy ny fitondrana,

hoy ny kandida ho filoham-pirenena teo aloha, Stephan Narson. Vono sy famotehana no tadiaviny, hoy izy. Jereo ny anaovany an’i Poutine! Mampahatsiaro ny CAPSAT tamin’ny 2009. Jereo koa ny fangoronan-karena ataony, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT