Roland Ratsiraka

«Tsy ekenay ny tsy maty manota !»


  • Alakamisy 19 Desambra 2024

Lehiben’ny fokontany mihoatran’ny 20 isa no tratran’ny mpifidy, ny mpanara-maso na «superviseur»

ary ny delegen’ny fifidianana eo am-panaovana hosoka goavana, hoy ny tatitry ny kandidà ho ben’ny tanànan’i Toamasina, Roland Ratsiraka, omaly. Mandeha an’arivony, hoy izy, ny fijoroana vavolombelona voaray. Izany dia nahafahan’ny kandida mitondra ny laharana voalohany na N°1 nahazo vato mihoatra ny 2000 isa ary nahatonga ny tahan’ny fandraisan’anjara niakatra hatramin’ny 96% na 119%. Tsy ekenay ny tsy maty manota! Betsaka ireo fitoriana ny lehiben’ny fokontany izay omaninay. Manantena ny fahendrena sy ny tsy fiandanian’ny fitsaràna izahay, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT