Roland Ratsiraka

> “Hifidy ny Hery Vaovao aho, fa tsy hampifidy azy kosa”


  • Alatsinainy 02 Desambra 2013


Roa andro taorian’ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra, nilaza ny heviny amin’ny kandida mety aminy Atoa Roland Ratsiraka. “Hifidy ny kandidan’ny Hery Vaovao aho, saingy tsy hanao fampielezan-kevitra amin’ny fampandaniana azy kosa, satria ny fanohanana sy fahazoana toerana maro eo anivon’ny Antenimieram-pirenena no tanjonay eo anivon’ny Malagasy Tonga Saina izao”. Izay no nambaran’Atoa Roland Ratsiraka tamin’ny antso an-tariby nilazany ny heviny tao Toamasina omaly misandratr’andro. Nomarihan’ity filohan’ny Malagasy Tonga Saina ity hatrany fa izy no nanapa-kevitra hifidy ny kandidan’ny hery vaovao fa tsy ny antoko tarihany.

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT